Mpitsara 18:29 MG1865

29 Ary ny anaran'ny tanàna nataony hoe Dana, araka ny anaran'i Dana rainy, izay naterak'Isiraely; kanefa Laisy no anaran'ny tanàna taloha.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 18

Jereo Mpitsara 18:29 amin'ny teny manodidina.