Mpitsara 19:10 MG1865

10 Fa tsy nety nijanona intsony ralehilahy tamin'izany alina izany, fa niainga ihany izy ka nandeha, dia tonga tandrifin'i Jebosa (Jerosalema izany); ary boriky roa samy voaisy lasely no nentiny, ary ny vaditsindranony niaraka taminy koa.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19

Jereo Mpitsara 19:10 amin'ny teny manodidina.