Mpitsara 19:11 MG1865

11 Ary rehefa mby teo akaiky an'i Jebosa izy, ka efa ho hariva ny andro, dia hoy ny zatovo tamin'ny tompony: Andeha hiakatra ato amin'ity tanànan'ny Jebosita ity isika ka handry ato.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19

Jereo Mpitsara 19:11 amin'ny teny manodidina.