Mpitsara 19:30 MG1865

30 Ary hoy ity rehetra nahita: Tsy nisy zavatra natao na hita toy izany hatramin'ny andro niakaran'ny Zanak'Isiraely avy tany amin'ny tany Egypta ka mandraka androany; hevero izany, samia maka saina, ka ambarao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19

Jereo Mpitsara 19:30 amin'ny teny manodidina.