Mpitsara 20:1 MG1865

1 Dia nivoaka ny Zanak'Isiraely rehetra, ary ny fiangonana hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba ary ny tany Gileada koa nivory tahaka ny olona iray ho any amin'i Jehovah tany Mizpa.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:1 amin'ny teny manodidina.