Mpitsara 20:2 MG1865

2 Ary ny loholona rehetra tamin'ny firenen'Isiraely niseho teo amin'ny fiangonan'ny olon'Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha tongotra sady mahatan-tsabatra.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:2 amin'ny teny manodidina.