Mpitsara 20:35 MG1865

35 Ary Jehovah namely ny Benjamita teo anoloan'ny Isiraely, ary tamin'izany andro izany ny taranak'i Benjamina dia nahafatesan'ny Zanak'Isiraely zato sy dimy arivo amby roa alin-dahy; nahatan-tsabatra avokoa ireo rehetra ireo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:35 amin'ny teny manodidina.