Mpitsara 20:36 MG1865

36 Ary hitan'ny taranak'i Benjamina fa resy izy; ary ny lehilahy amin'ny Isiraely nanao tari-dositra tamin'ny Benjamita, satria natoky ny otrika izay efa napetrany teo akaikin'i Gibea izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:36 amin'ny teny manodidina.