Mpitsara 21:10 MG1865

10 Dia naniraka lehilahy mahery roa arivo sy iray alin-dahy ny fiangonana ka nandidy azy hoe: Mandehana, ka mameleza ny mponina any Jabesi-gileada amin'ny lelan-tsabatra mbamin'ny zaza amim-behivavy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 21

Jereo Mpitsara 21:10 amin'ny teny manodidina.