Mpitsara 21:22 MG1865

22 Ary raha mankany aminay hitaraina ny rainy na ny anadahiny, dia holazainay aminy hoe: Omeo anay ihany izy, fa izahay tsy mba nahazo vady tany amin'ilay ady teo; fa tsy ianareo no nanome azy; fa raha izany, dia meloka ihany ianareo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 21

Jereo Mpitsara 21:22 amin'ny teny manodidina.