7 Ahoana no hataontsika amin'ireo sisa hahazoany vady; fa isika efa nianiana tamin'i Jehovah tsy hanome vady azy amin'ny zanakavavintsika?
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 21
Jereo Mpitsara 21:7 amin'ny teny manodidina.