Mpitsara 3:28 MG1865

28 Ary hoy izy taminy: Manaraha ahy, fa efa natolotr'i Jehovah eo an-tananareo ny Moabita fahavalonareo. Dia nidina nanaraka azy ny olona, ka azony ny fitàna any Jordana hankany Moaba, ary tsy nisy navelany hita na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 3

Jereo Mpitsara 3:28 amin'ny teny manodidina.