Mpitsara 5:30 MG1865

30 Tsy efa mahita va izy? Tsy mizara babo va izy? Dia zazavavy iray na roa ho an'ny isan-dahy, Ary lamba samy hafa volo ho babon'i Sisera, Lamba roa samy hafa soratra ho eo am-bozon'ny nahazo babo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 5

Jereo Mpitsara 5:30 amin'ny teny manodidina.