Mpitsara 6:1

Malagasy Bible

1Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, ka dia natolotr'i Jehovah ho eo an-tànan'ny Midiana fito taona izy;

Mpitsara 6:1 — MG1865