Mpitsara 5:4 MG1865

4 Jehovah ô, fony nivoaka avy tany Seïra Hianao ary nandeha avy tany amin'ny tany Edoma, dia nihorohoro ny tany, ary ny lanitra koa nitete; Eny, ny rahona matevina nitete rano.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 5

Jereo Mpitsara 5:4 amin'ny teny manodidina.