Mpitsara 5:3 MG1865

3 Mandrenesa ianareo, ry mpanjaka, mihainoa ianareo, ry mpanapaka! Izaho indrindra no hihira ho an'i Jehovah; hankalaza an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, aho.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 5

Jereo Mpitsara 5:3 amin'ny teny manodidina.