Mpitsara 6:32 MG1865

32 Ary tamin'izany andro izany ny anaran'ny Gideona dia nataony hoe Jerobala, fa hoy izy: Aoka Bala no hifandahatra aminy, satria noravany ny alitarany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:32 amin'ny teny manodidina.