Mpitsara 6:4 MG1865

4 Dia nitoby tandrifiny ireny ka nanimba ny vokatry ny tany hatrany akaikin'i Gaza; ary tsy nisy zavatra navelany hiveloman'ny Isiraely, na ondry aman'osy, na omby, na boriky;

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:4 amin'ny teny manodidina.