5 fa niakatra izy nitondra ny omby aman'ondriny sy ny lainy, ka ny fihaviny dia tahaka ny valala ny hamarony, ary tsy hita isa izy sy ny ramevany; dia niditra tamin'ny tany izy handrava azy
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6
Jereo Mpitsara 6:5 amin'ny teny manodidina.