Mpitsara 7:10 MG1865

10 Fa raha matahotra hidina ianao, dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin'ny toby Pora zatovonao;

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:10 amin'ny teny manodidina.