Mpitsara 7:11 MG1865

11 dia ho renao izay lazain'ny olona, ary rehefa afaka izany, dia hampaherezina ny tananao hidinanao any amin'ny toby. Dia nidina niaraka tamin'i Pora zatovony izy ho any an-tsisin'ny olona efa voaomana hiady, izay teo amin'ny toby.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:11 amin'ny teny manodidina.