Mpitsara 7:12 MG1865

12 Ary ny Midiana sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana rehetra dia nandry teny an-dohasaha, tahaka ny valala ny hamarony; ary tsy hita isa ny ramevany, tahaka ny fasika any amoron-dranomasina ny hamarony.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:12 amin'ny teny manodidina.