Mpitsara 7:2 MG1865

2 Ary hoy Jehovah tamin'i Gideona: Maro loatra ny vahoaka eo aminao, ka tsy hanolotra ny Midiana eo an-tànany Aho, fandrao hirehareha amiko ny Isiraely ka hanao hoe: Ny tanako ihany no namonjy ahy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:2 amin'ny teny manodidina.