Mpitsara 7:8 MG1865

8 Ary ny olona nitondra vatsy sy ny anjomarany teny an-tànany; ary ny Isiraely sisa dia nalefany hody samy ho any amin'ny lainy avy, fa ny telon-jato lahy ihany no nohazoniny; ary ny tobin'ny Midiana dia teo ambaniny teo an-dohasaha.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:8 amin'ny teny manodidina.