Mpitsara 8:7

Malagasy Bible

7Dia hoy Gideona: Rehefa voatolotr'i Jehovah eo an-tanako Zehaba sy Zalmona, dia handalasiko amin'ny tsilo avy any an-efitra sy ny sampivato ny tenanareo.

Mpitsara 8:7 — MG1865