Mpitsara 9:5 MG1865

5 Dia nankany an-tranon-drainy tany Ofra izy ka namono ny rahalahiny fito-polo lahy, zanak'i Jerobala, teo ambonin'ny vato iray; ary Jotama, faralahin'i Jerobala, no sisa velona. satria niery izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:5 amin'ny teny manodidina.