Mpitsara 9:7 MG1865

7 Ary nisy nilaza izany tamin'i Jotama, dia nandeha izy ka nitsangana teo an-tampon'ny tendrombohitra Gerizima, ary nanandratra ny feony ka niantso hoe: Mihainoa, ahy ianareo mponina ao Sekema mba hihainoan'Andriamanitra anareo kosa.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:7 amin'ny teny manodidina.