Nehemia 11:22 MG1865

22 Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin'ny raharaha momba ny tranon'Andriamanitra dia Ozy, zanak'i Bany, zanak'i Hasabia, zanak'i Matania, zanak'i Mika, isan'ny mpihira, taranak'i Asafa.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 11

Jereo Nehemia 11:22 amin'ny teny manodidina.