Nehemia 11:23 MG1865

23 Fa ny didin'ny mpanjaka ny amin'ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isan'andro.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 11

Jereo Nehemia 11:23 amin'ny teny manodidina.