Nehemia 11:24 MG1865

24 Ary Petahia, zanak'i Mesezabela, isan'ny taranak'i Zera, zanak'i Joda, dia teo anilan'ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 11

Jereo Nehemia 11:24 amin'ny teny manodidina.