Nehemia 13:2 MG1865

2 satria tsy nitsena hanina sy rano ny Zanak'Isiraely izy, fa nanamby an'i Balama hanozona azy; kanjo nampodin'Andriamanitsika ho fitahiana kosa ny fanozonana.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:2 amin'ny teny manodidina.