Nehemia 13:3 MG1865

3 Ary rehefa ren'ny olona ny lalàna, dia navahany hiala tamin'ny Isiraely ny olona hafa firenena rehetra.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:3 amin'ny teny manodidina.