Nehemia 2:20 MG1865

20 Dia namaly azy aho ka nanao taminy hoe: Andriamanitry ny lanitra, Izy no hanambina anay, ka dia hitsangana handrafitra izahay mpanompony; fa ianareo tsy manana anjara. na rariny, na fahatsiarovana akory, atỳ Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:20 amin'ny teny manodidina.