Nehemia 3:1 MG1865

1 Dia nitsangana Eliasiba mpisoronabe sy ny mpisorona rahalahiny ka nandrafitra ny vavahadin'ondry; dia nanamasina azy izy ka nandatsaka ny lela-vavahadiny; hatramin'ny tilikambo Hamea ka hatramin'ny tilikambo Hananela no nohamasininy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:1 amin'ny teny manodidina.