Nehemia 3:2 MG1865

2 Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak'Imry.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:2 amin'ny teny manodidina.