Nehemia 2:5 MG1865

5 dia vao niteny tamin'ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao, dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin'ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:5 amin'ny teny manodidina.