Nehemia 2:6 MG1865

6 Ary hoy ny mpanjaka tamiko (ny vadin'ny mpanjaka koa nipetraka teo anilany): Haharitra hoatrinona any anefa ianao, ary rahoviana no hiverina? Ka dia sitraky ny mpanjaka ny handefa ahy; ary dia nilaza fotoana taminy aho.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:6 amin'ny teny manodidina.