Nehemia 2:7 MG1865

7 Ary hoy koa aho tamin'ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy ho amin'ireo governora any an-dafin'ny ony aho, mba hamelany ahy handeha hatrany Joda,

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:7 amin'ny teny manodidina.