Nehemia 3:25 MG1865

25 Ary Palala, zanak'i Ozay, koa, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny fiolahana sy izay mandroso eo amin'ny tilikambo ambony, eo amin'ny ranon'ny mpanjaka, eo akaikin'ny tokotanin'ny trano-maizina. Manarakaraka io koa dia Pedaia, zanak'i Parosy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:25 amin'ny teny manodidina.