Nehemia 3:26 MG1865

26 Ary ny Netinima dia nonina tany Ofela hatreo amin'ny tandrifin'ny vavahadin-drano atsinanana sy ny mandroso eo amin'ny tilikambo.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:26 amin'ny teny manodidina.