Nehemia 3:30 MG1865

30 Manarakaraka io koa dia nisy namboarin'i Hanania, zanak'i Setemia, sy Hanona, fahenin'ny zanak'i Zalafa. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Mesolama, zanak'i Berekia, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny efi-tranony ihany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:30 amin'ny teny manodidina.