Nehemia 3:31 MG1865

31 Manarakaraka io dia namboatra koa Malkia, isan'ny mpanefy volamena, hatramin'ny tranon'ny Netinima sy ny mpandranto, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny vavahady Mifikada ka hatramin'ny trano ambony teo an-jorony.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:31 amin'ny teny manodidina.