Nehemia 3:6 MG1865

6 Ary ny vavahady taloha dia namboarin'i Joiada, zanak'i Pasea, sy Mesolama, zanak'i Besodia; izy roa lahy no nandatsaka ny rairainy sy ny lela-vavahadiny mbamin'ny hidiny sy ny vavombiny.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:6 amin'ny teny manodidina.