Nehemia 3:7 MG1865

7 Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Melatia Gibeonita sy Jadona Meronotita mbamin'ny mponina tany Gibeona sy Mizpa, hatramin'ny seza fiandrianan'ny governora etỳ an-dafin'ny ony etỳ.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:7 amin'ny teny manodidina.