Nehemia 6:11 MG1865

11 Fa hoy izaho: Moa ny lehilahy tahaka ahy tokony handositra va? Ary iza no olona tahaka ahy no mahazo miditra ao amin'ny tempoly ka ho velona? Tsy hiditra ao aho.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 6

Jereo Nehemia 6:11 amin'ny teny manodidina.