Nehemia 6:12 MG1865

12 Ary hitako fa, indro, tsy Andriamanitra no naniraka azy, fa nilaza izany faminaniana izany hamitahany ahy izy, satria notambazan'i Tobia sy Sanbala.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 6

Jereo Nehemia 6:12 amin'ny teny manodidina.