Nehemia 6:15 MG1865

15 Dia vita tamin'ny roa amby dimam-poloandro ny manda, dia tamin'ny andro faha-dimy amby roa-polo tamin'ny volana Elola.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 6

Jereo Nehemia 6:15 amin'ny teny manodidina.