Nehemia 6:16 MG1865

16 Ary rehefa ren'ny fahavalonay rehetra izany, dia raiki-tahotra ny firenena rehetra manodidina anay, sady hitany fa tsinontsinona izy; ary fantany fa Andriamanitray no nahavitàna izany asa izany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 6

Jereo Nehemia 6:16 amin'ny teny manodidina.