Nehemia 7:63 MG1865

63 Ary ny avy tamin'ny mpisorona dia izao: Ny taranak'i Hobaia, ny taranak'i Hakoza, ny taranak'i Barzilay; nampaka-bady avy tamin'ny zanakavavin'i Barzilay Gileadita io ka notononina araka ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 7

Jereo Nehemia 7:63 amin'ny teny manodidina.