Nehemia 7:64 MG1865

64 Ireo dia nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 7

Jereo Nehemia 7:64 amin'ny teny manodidina.